FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 11:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Isaia 42:1-4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako,

      Ilay nofidiko+ sady ankasitrahako!+

      Nomeko ny fanahiko izy,+

      Ka hampihatra ny rariny amin’ireo firenena.*+

       2 Tsy hiantsoantso izy na hihogahoga,

      Ary tsy hataony heno eny an-dalana ny feony.+

       3 Tsy hotapahiny ny bararata folaka,

      Ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro mitsilopilopy.+

      Tsy mivadika izy ka hampihatra ny rariny.*+

       4 Tsy ho reraka na ho sasatra izy mandra-panaovany ny rariny eto an-tany.+

      Ary hiandry ny lalàny* foana ireo nosy.

  • Asan’ny Apostoly 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary tsy misy olon-kafa hahazoana famonjena, satria tsy misy anarana hafa+ hahazoantsika famonjena amin’izay anarana nomena ny olona etỳ ambanin’ny lanitra.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara