-
Marka 8:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Fa izay te hamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko sy ny vaovao tsara kosa no hamonjy an’izany.+
-
-
Lioka 9:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Fa izay te hamonjy ny ainy no hamoy an’izany, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa no hamonjy an’izany.+
-
-
Lioka 17:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Izay miezaka hiaro ny ainy no hamoy an’izany, fa izay mamoy ny ainy kosa no hiaro an’izany.+
-