-
Marka 9:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hoy koa izy tamin’izy ireo: “Lazaiko marina aminareo fa misy amin’izay mijoro eto tsy ho faty mihitsy, raha tsy efa hitany hoe efa mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra.”+
-
-
Lioka 9:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Fa lazaiko marina aminareo fa misy amin’izay mijoro eto tsy ho faty mihitsy, raha tsy efa hitany ny Fanjakan’Andriamanitra.”+
-