-
Matio 16:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Lazaiko marina aminareo fa misy amin’izay mijoro eto tsy ho faty mihitsy, raha tsy efa hitany ny Zanak’olona tonga ao amin’ny Fanjakany.”+
-
-
Marka 9:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hoy koa izy tamin’izy ireo: “Lazaiko marina aminareo fa misy amin’izay mijoro eto tsy ho faty mihitsy, raha tsy efa hitany hoe efa mitondra ny Fanjakan’Andriamanitra.”+
-