-
Daniela 3:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Raha tsy maintsy atsipy ao anatin’ny lafaoro misy afo mivaivay izahay, dia mahavita mamonjy anay avy ao sy mamonjy anay eo am-pelatananao ilay Andriamanitra tompoinay, ry mpanjaka ô!+ 18 Fa na tsy hamonjy anay aza anefa izy, dia tianay ho fantatrao fa tsy hanompo an’ireo andriamanitrao izahay, ry mpanjaka ô, sady tsy hivavaka amin’ilay sarivongana volamena natsanganao.”+
-
-
Malakia 3:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Hahavita handroba an’Andriamanitra ve ny olombelona? Ianareo anefa mandroba ahy.”
Dia hoy ianareo: “Fa inona no nataonay no hoe nandroba anao izahay?”
“Tsy nitondra ampahafolon-karena sy fanomezana ianareo.
-