- 
	                        
            
            Malakia 3:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
8 “Hahavita handroba an’Andriamanitra ve ny olombelona? Ianareo anefa mandroba ahy.”
Dia hoy ianareo: “Fa inona no nataonay no hoe nandroba anao izahay?”
“Tsy nitondra ampahafolon-karena sy fanomezana ianareo.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Matio 22:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
21 Hoy izy ireo: “An’i Kaisara.” Dia hoy izy: “Aloavy amin’i Kaisara àry izay an’i Kaisara, fa amin’Andriamanitra kosa izay an’Andriamanitra.”+
 
 -