-
Matio 13:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Fa izay manana dia homena betsaka kokoa ka hanana be dia be. Fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia halaina aminy.+
-
-
Jaona 15:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Esoriny daholo izay sampany rehetra tsy mamoa eo amiko. Fa izay mamoa kosa rantsanany mba hadio, amin’izay misy voany betsaka kokoa.+
-