FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 18:1-5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nanatona an’i Jesosy ny mpianatra tamin’izay fotoana izay, ka niteny hoe: “Fa iza marina no lehibe indrindra ao amin’ny Fanjakan’ny lanitra e?”+ 2 Dia niantso zaza anankiray hankeo aminy i Jesosy, ka nasainy nitsangana teo afovoany ilay zaza, 3 sady hoy izy: “Lazaiko marina aminareo fa raha tsy miova tanteraka* ianareo ka lasa toy ny zaza,+ dia tsy hiditra ao amin’ny Fanjakan’ny lanitra mihitsy.+ 4 Izay manetry tena hoatran’ity zaza ity àry no lehibe indrindra ao amin’ny Fanjakan’ny lanitra.+ 5 Ary izay mandray zaza hoatran’ity amin’ny anarako, dia mandray ahy.

  • Lioka 9:46-48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Ary nifamaly ny mpianatra hoe iza tamin’izy ireo no lehibe indrindra.+ 47 Fantatr’i Jesosy ny tao am-pon’izy ireo, ka nalainy ny zaza anankiray ary nasainy nitsangana teo akaikiny, 48 dia hoy izy tamin’izy ireo: “Izay mandray an’ity zaza ity amin’ny anarako dia mandray ahy, ary izay mandray ahy dia mandray an’Ilay naniraka ahy.+ Fa izay mitondra tena toy ny kely indrindra aminareo rehetra dia izy no lehibe.”+

  • Lioka 22:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nifamaly be koa anefa izy ireo hoe iza amin’izy ireo no noheverina ho lehibe indrindra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara