- 
	                        
            
            Matio 21:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
32 Fa tonga teo aminareo i Jaona ka nampianatra ny lalan’ny fahamarinana, kanefa tsy nino azy ianareo. Ny mpamory hetra sy ny mpivaro-tena kosa nino azy.+ Ary na dia efa nahita an’izany aza ianareo, dia mbola tsy nanenina ihany, sady tsy nino azy.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Lioka 7:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
29 —Rehefa naheno an’izany ny olona rehetra sy ny mpamory hetra, dia niaiky fa manao ny rariny Andriamanitra. Ny batisan’i Jaona mantsy no nanaovana batisa azy ireo.+
 
 -