Matio 3:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nivoaka hihaino an’i Jaona ny olona tany Jerosalema sy eran’i Jodia ary ny faritra rehetra manodidina ny Reniranon’i Jordana.+ 6 Nataony batisa* tao amin’ny Reniranon’i Jordana+ izy ireo sady niaiky ny fahotany teo imason’ny olona. Lioka 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary na ny mpamory hetra aza mba tonga hatao batisa+ koa, ka niteny taminy hoe: “Mpampianatra ô, inona no tokony hataonay?”
5 Dia nivoaka hihaino an’i Jaona ny olona tany Jerosalema sy eran’i Jodia ary ny faritra rehetra manodidina ny Reniranon’i Jordana.+ 6 Nataony batisa* tao amin’ny Reniranon’i Jordana+ izy ireo sady niaiky ny fahotany teo imason’ny olona.
12 Ary na ny mpamory hetra aza mba tonga hatao batisa+ koa, ka niteny taminy hoe: “Mpampianatra ô, inona no tokony hataonay?”