FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoy izy tamin’ireo: “Raha manana ondry anankiray ianareo ka latsaka any anaty lavaka amin’ny andro sabata ilay izy, dia iza aminareo no tsy handeha hampiakatra azy avy ao?+

  • Marka 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hoy izy avy eo tamin’ny olona: “Inona no azo atao amin’ny Sabata: Ny manao soa sa ny manao ratsy, ny mamonjy aina sa ny mamono olona?”+ Tsy niteny tsy nivolana anefa izy ireo.

  • Jaona 7:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ianareo aza manao famorana amin’ny andro sabata mba tsy handikana ny Lalàn’i Mosesy. Dia maninona ianareo no tezitra be amiko noho izaho nanasitrana tanteraka olona iray tamin’ny andro sabata?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara