Jaona 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy ny Fariseo sasany avy eo: “Tsy nirahin’Andriamanitra izany lehilahy izany, satria tsy mitandrina ny Sabata.”+ Hoy kosa ny sasany: “Olona mpanota ve dia hahavita fahagagana* hoatr’izany?”+ Tsy nitovy hevitra àry izy ireo.+
16 Hoy ny Fariseo sasany avy eo: “Tsy nirahin’Andriamanitra izany lehilahy izany, satria tsy mitandrina ny Sabata.”+ Hoy kosa ny sasany: “Olona mpanota ve dia hahavita fahagagana* hoatr’izany?”+ Tsy nitovy hevitra àry izy ireo.+