-
Lioka 12:51Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
51 Mieritreritra ve ianareo hoe tonga mba hampisy fihavanana eto an-tany aho? Tsy izany mihitsy! Lazaiko aminareo fa tonga kosa aho mba hampisy fisaratsarahana.+
-
-
Jaona 7:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ary nitakoritsika be momba azy ny vahoaka. Hoy ny sasany: “Olona tsara fanahy izy.” Fa hoy kosa ny hafa: “Tsy tsara fanahy izy, fa mpamita-bahoaka.”+
-
-
Jaona 7:43Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
43 Koa tsy nitovy hevitra momba azy ny vahoaka.
-
-
Jaona 10:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia tsy nitovy hevitra indray ny Jiosy+ noho izany teny izany.
-