FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Be dia be no lasa nino ny anarany rehefa nahita ny famantarana nataony, tamin’izy tany Jerosalema tamin’ny fetin’ny Paska.

  • Jaona 8:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Be dia be àry no nino azy tamin’izy niteny an’izany.

  • Jaona 10:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Nankany ampitan’ny Reniranon’i Jordana indray izy, mba ho any amin’ilay toerana nanaovan’i Jaona batisa tamin’ny voalohany,+ ka nijanona tany.

  • Jaona 10:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Ary betsaka ny olona nino an’i Jesosy tany.

  • Jaona 11:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Lasa nino an’i Jesosy+ àry ny ankamaroan’ireo Jiosy tonga tao amin’i Maria sy nahita an’izay nataon’i Jesosy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara