FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 17:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa hitsangana eo anatrehanao, eo ambony vatolampy ao Horeba, aho. Kapohy ilay vatolampy, dia hisy rano hivoaka avy ao ka hisotro amin’izany ny vahoaka.”+ Dia nataon’i Mosesy teo imason’ny anti-panahin’ny Israely izany.

  • Nomery 20:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Alaivo ny tehinao, ary mandehana ianao sy Arona rahalahinao mamory ny vahoaka. Teneno eo imason’ny vahoaka ny vatolampy mba hiboiboika rano. Dia hisy rano hivoaka avy amin’ilay vatolampy, ka omeo rano hosotroina ny vahoaka sy ny biby fiompiny.”+

  • Jaona 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 fa izay misotro ny rano homeko azy kosa tsy hangetaheta intsony mihitsy.+ Fa ho loharano miboiboika ao anatiny ilay rano homeko azy, ka hanome azy fiainana mandrakizay.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara