FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 7:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary nampianatra tao amin’ny tempoly i Jesosy, dia niteny mafy be, nanao hoe: “Fantatrareo aho, ary fantatrareo koa hoe avy aiza aho. Tsy hoe sitrapoko* fotsiny no nahatongavako tetỳ,+ fa tena misy Ilay naniraka ahy, saingy tsy fantatrareo izy.+

  • Jaona 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Efa fantatr’i Jesosy koa fa efa nomen’ny Ray ho eo an-tanany ny zava-drehetra, sady avy tany amin’Andriamanitra izy ka hankany amin’Andriamanitra.+

  • Jaona 16:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Solontenan’ny Ray aho, ary tonga eto amin’izao tontolo izao. Hiala eto amin’izao tontolo izao anefa aho izao, dia ho any amin’ny Ray.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara