Jaona 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Niteny an’izany ny ray aman-dreniny satria natahotra ny Jiosy izy ireo.+ Efa nifanaraka mantsy ny Jiosy fa izay manaiky an’i Jesosy ho Kristy, dia tokony horoahina hiala amin’ny synagoga.+
22 Niteny an’izany ny ray aman-dreniny satria natahotra ny Jiosy izy ireo.+ Efa nifanaraka mantsy ny Jiosy fa izay manaiky an’i Jesosy ho Kristy, dia tokony horoahina hiala amin’ny synagoga.+