-
Lioka 23:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia hoy i Pilato tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny vahoaka: “Tsy hitako izay helok’ity lehilahy ity.”+
-
-
Jaona 18:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Hoy i Pilato: “Fa inona ny marina?”
Nivoaka teo amin’ny Jiosy indray i Pilato rehefa avy niteny an’izany, ka hoy izy: “Tsy hitako izay fahadisoan’io lehilahy io.+
-