Jaona 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 mba hahazo fiainana mandrakizay izay rehetra mino azy.+ Jaona 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Lazaiko marimarina aminareo fa hahazo fiainana mandrakizay izay mihaino ny teniko ka mino an’Ilay naniraka ahy.+ Ary tsy melohina izy satria hoatran’ny hoe efa maty nefa velona indray.+ 1 Petera 1:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Jaona 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Manoratra an’izany aminareo aho mba ho fantatrareo fa hahazo fiainana mandrakizay ianareo,+ dia ianareo izay mino ny anaran’ny Zanak’Andriamanitra.+
24 Lazaiko marimarina aminareo fa hahazo fiainana mandrakizay izay mihaino ny teniko ka mino an’Ilay naniraka ahy.+ Ary tsy melohina izy satria hoatran’ny hoe efa maty nefa velona indray.+
13 Manoratra an’izany aminareo aho mba ho fantatrareo fa hahazo fiainana mandrakizay ianareo,+ dia ianareo izay mino ny anaran’ny Zanak’Andriamanitra.+