-
Jaona 20:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Nosoratana anefa ireo mba hinoanareo fa i Jesosy no Kristy Zanak’Andriamanitra. Dia rehefa mino ianareo, dia hahazo fiainana amin’ny anarany.+
-