Asan’ny Apostoly 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia tonga tany Derbe i Paoly, ary avy eo izy nankany Lystra.+ Nisy mpianatra atao hoe Timoty+ tao. Zanaka vehivavy jiosy mpino izy io, fa Grika kosa ny rainy.
16 Dia tonga tany Derbe i Paoly, ary avy eo izy nankany Lystra.+ Nisy mpianatra atao hoe Timoty+ tao. Zanaka vehivavy jiosy mpino izy io, fa Grika kosa ny rainy.