-
Marka 6:56Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
56 Na taiza na taiza no nidiran’i Jesosy, na tanàna kely na lehibe, na tany ambanivohitra, dia napetraky ny olona teny an-tsena ny marary. Ary niangavy izy ireo mba havela hikasika ny mikiramborambo amin’ny morontongotry ny akanjony ivelany fotsiny.+ Dia sitrana daholo izay nikasika an’ilay izy.
-
-
Asan’ny Apostoly 5:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Nentin’ny olona teny an-dalambe mihitsy aza ny marary ka napetrany teny, teo ambony farafara kely na tsihy. Amin’izay mba azon’ny alok’i Petera ny sasany amin’izy ireo, fara faharatsiny, rehefa mandalo izy.+
-