FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 20:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary efa an-dalana ho any Jerosalema aho izao, satria tsy maintsy manaraka ny fitarihan’ny* fanahy masina aho, na dia tsy fantatro aza izay hanjo ahy any, 23 afa-tsy izay ambaran’ny fanahy masina amiko foana isan-tanàna hoe gadra sy fahoriana no miandry ahy any.+

  • Asan’ny Apostoly 21:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nijanona andro maromaro tao izahay, dia avy eo nisy mpaminany atao hoe Agabo+ nidina avy any Jodia. 11 Tonga teo aminay izy, dia nalainy ny fehikibon’i Paoly ka namatorany ny tongotra aman-tanany. Dia hoy izy: “Izao no lazain’ny fanahy masina: ‘Hoatr’izao no hamatoran’ny Jiosy any Jerosalema ny lehilahy tompon’ity fehikibo ity,+ ary hatolotr’izy ireo eo an-tanan’ny olona hafa firenena izy.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara