FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 21:31-33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Rehefa nitady hamono azy izy ireo, dia nisy niteny tany amin’ny mpitari-tafika hoe misahotaka i Jerosalema manontolo. 32 Teo no ho eo ihany izy dia naka miaramila sy manamboninahitra, ary nihazakazaka nidina ho any amin’izy ireo. Tsy nikapoka an’i Paoly intsony izy ireo raha vao nahita an’ilay mpitari-tafika sy ny miaramila.

      33 Dia nanatona ilay mpitari-tafika ka nisambotra an’i Paoly ary nanome baiko ny hamatorana azy amin’ny rojo vy anankiroa.+ Nanontany izy avy eo hoe iza izy ary inona no nataony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara