FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 28:17-19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Telo andro taorian’izay anefa, dia nampiantso an’ireo lohandohan’ny Jiosy izy. Rehefa tafavory izy ireo, dia hoy izy: “Ry rahalahy, gadra avy any Jerosalema aho ary natolotra teo an-tanan’ny Romanina,+ na dia tsy nanao zavatra tsy nety tamin’olona sy nifanohitra tamin’ny fanaon’ny razambentsika+ aza. 18 Te hanafaka ahy ihany ny Romanina rehefa avy nanao famotorana,+ satria tsy nisy antony tokony hamonoana ahy ho faty.+ 19 Tsy nanaiky an’izany mihitsy anefa ny Jiosy, ka voatery nampakatra an’ilay raharaha any amin’i Kaisara aho,+ fa tsy hoe misy zavatra iampangako ny fireneko akory.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara