-
Asan’ny Apostoly 23:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 “Ho an’Andriamatoa Feliksa Governora hajaina: Miarahaba anao, izaho, Klaodio Lysia.
-
-
Asan’ny Apostoly 23:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Hitako fa adihevitra momba ny Lalàn-dry zareo+ no iampangany azy, fa tsy misy zavatra tokony hamonoana azy ho faty na hanagadrana azy.
-
-
Asan’ny Apostoly 25:24, 25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Ary hoy i Festosy: “Ry Agripa Mpanjaka sy ianareo rehetra izay manatrika eto miaraka aminay, io hitanareo io ilay lehilahy nangatahin’ny vahoaka jiosy tamiko, na tany Jerosalema na teto. Niantsoantso ry zareo hoe tsy mendrika ny ho velona intsony, hono, izy.+ 25 Hitako anefa hoe tsy nanao zavatra tokony hamonoana azy ho faty izy.+ Koa rehefa nampakatra ny raharaha any amin’Ilay Heni-kaja izy, dia tapa-kevitra aho fa handefa azy ho any.
-