Joela 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Asan’ny Apostoly 21:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Niainga indray izahay ny ampitson’iny ka tonga tany Kaisaria ary nankao an-tranon’i Filipo mpitory ny vaovao tsara, izay anisan’ireo fito lahy.+ Dia nijanona tao aminy izahay. 9 Nanana zanakavavy efatra tsy manambady* izy ary naminany ireo.+
8 Niainga indray izahay ny ampitson’iny ka tonga tany Kaisaria ary nankao an-tranon’i Filipo mpitory ny vaovao tsara, izay anisan’ireo fito lahy.+ Dia nijanona tao aminy izahay. 9 Nanana zanakavavy efatra tsy manambady* izy ary naminany ireo.+