21 Taorian’ny nitrangan’izany rehetra izany, dia tapa-kevitra ny ho any Jerosalema+ i Paoly, rehefa avy namakivaky an’i Makedonia+ sy Akaia. Hoy izy: “Tsy maintsy mankany Roma+ koa aho rehefa avy any Jerosalema.”
15 Matoky an’izany aho ka nikasa ho any aminareo aloha, mba hifalianareo indray.*16 Fa saika hitsidika anareo aho tamin’izaho ho atỳ Makedonia sy rehefa hiverina avy atỳ Makedonia, dia mba haterinareo lavidavitra aho rehefa ho any Jodia.+