1 Timoty 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Raha misy vehivavy mpino manana havana mpitondratena, dia izy no hanampy azy ireo mba tsy ho enta-mavesatra ho an’ny fiangonana izy ireo. Amin’izay dia ho afaka hanampy an’ireo tena mpitondratena*+ ny fiangonana.
16 Raha misy vehivavy mpino manana havana mpitondratena, dia izy no hanampy azy ireo mba tsy ho enta-mavesatra ho an’ny fiangonana izy ireo. Amin’izay dia ho afaka hanampy an’ireo tena mpitondratena*+ ny fiangonana.