Deoteronomia 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa hisy mahantra foana ao amin’ilay tany.+ Izany no mahatonga ahy handidy anao hoe: ‘Tena tokony halala-tanana* amin’ny rahalahinao mijaly sy mahantra ao amin’ny taninao ianao.’+ 1 Timoty 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa izay vehivavy tena mpitondratena sady tsy manana na inona na inona, dia manantena an’Andriamanitra+ ka mitalaho sy mivavaka foana, na andro na alina.+ Jakoba 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
11 Fa hisy mahantra foana ao amin’ilay tany.+ Izany no mahatonga ahy handidy anao hoe: ‘Tena tokony halala-tanana* amin’ny rahalahinao mijaly sy mahantra ao amin’ny taninao ianao.’+
5 Fa izay vehivavy tena mpitondratena sady tsy manana na inona na inona, dia manantena an’Andriamanitra+ ka mitalaho sy mivavaka foana, na andro na alina.+