-
Romanina 10:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Izay maneho finoana vokatry ny fo mantsy no ho lasa olo-marina, ary izay miresaka amin’ny olona ny zavatra inoany+ no ho voavonjy.
-
-
Jakoba 2:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia hoatr’izany koa ny finoana: Maty izy io raha tsy aseho amin’ny atao.+
-