FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Mitandrema amin’ny mpaminany sandoka+ tonga eo aminareo, fa mitafy hodi-janak’ondry+ izy ireny nefa ny ao anatiny ao amboadia manaikitra.+

  • Asan’ny Apostoly 20:29, 30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Fantatro fa rehefa lasa aho, dia hisy amboadia masiaka hiditra eo aminareo,+ ary tsy hiantra ny ondry ireny. 30 Ary avy ao aminareo ihany no hivoahan’ny olona mampianatra zavatra diso mba hitaomana ny mpianatra hanaraka azy.+

  • 2 Tesalonianina 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Aza avela hisy hamitaka anareo* mihitsy, satria tsy ho tonga izany andro izany raha tsy efa misy aloha ny fivadiham-pinoana,*+ ary efa aharihary ilay lehilahy mpandika lalàna,+ izany hoe ilay zanaky ny fandringanana.+

  • 2 Tesalonianina 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Marina fa efa miasa io fandikan-dalàna io,+ izay zava-miafina. Mandra-panala an’ilay misakana azy amin’izao fotoana izao fotsiny anefa izy io no zava-miafina.

  • 2 Petera 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Apokalypsy 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 ‘Fantatro izay ataonao sy ny asa mafy ataonao ary ny fiaretanao, ary fantatro fa tsy milefitra ianao rehefa misy olon-dratsy. Notsapainao koa izay mihambo ho apostoly+ nefa tsy izy akory, ka hitanao fa mpandainga.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara