“Mivavaka Araka ny Fanahy sy ny Fahamarinana” Isika
Maraina
- 9:40 Mozika 
- 9:50 Hira 85 sy Vavaka 
- 10:00 ‘Olona Hoatr’izany no Tadiavin’ny Ray’ 
- 10:15 Lahateny Mifampitohy: “Mivavaka Araka ny Fanahy” Isika... - • Rehefa Miezaka Hahazo ny Tari-dalan’i Jehovah 
- • Rehefa Kivy 
- • Rehefa Te Hampitombo Fanompoana 
 
- 11:05 Hira 88 sy Fampandrenesana 
- 11:15 “Mampiseho Miharihary ny Fahamarinana” Isika 
- 11:35 Batisa: Inona no Dikan’ny Batisanao? 
- 12:05 Hira 51 
Tolakandro
- 1:20 Mozika 
- 1:30 Hira 72 sy Vavaka 
- 1:35 Lahateny ho An’ny Besinimaro: Ahoana no Ahaizantsika Manavaka ny Tsara sy ny Ratsy? 
- 2:05 Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana 
- 2:35 Hira 56 sy Fampandrenesana 
- 2:45 Lahateny Mifampitohy: ‘Mivavaka Araka ny Fahamarinana’ Isika... - • Ao An-tokantrano 
- • Na dia Misy Korontana Ara-politika Aza 
- • Rehefa Misy Olana Ara-bola 
 
- 3:30 “Vidio ny Fahamarinana ka Aza Amidy Mihitsy” 
- 4:00 Hira 29 sy Vavaka