Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto:
- 1. Olona hoatran’ny ahoana no tadiavin’i Jehovah? (Jaona 4:23, 24) 
- 2. Ahoana no anampian’ny fanahy masina antsika hanome ny tsara indrindra ho an’i Jehovah? (Asa. 16:6-10; 1 Kor. 2:10-13; Fil. 4:8, 9) 
- 3. Inona no tokony hataontsika raha tiantsika ny ‘hampiseho miharihary ny fahamarinana’? (2 Kor. 4:1, 2) 
- 4. Inona no atao hoe ‘mivavaka araka ny fahamarinana’? (Ohab. 24:3; Jaona 18:36, 37; Efes. 5:33; Heb. 13:5, 6, 18) 
- 5. Ahoana no azontsika ampiharana an’ilay hoe “vidio ny fahamarinana ka aza amidy mihitsy”? (Ohab. 23:23) 
© 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
CA-copgm26-MG