FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb25.11 9
  • 29 Desambra 2025–4 Janoary 2026

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 29 Desambra 2025–4 Janoary 2026
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
mwb25.11 9

29 DESAMBRA 2025–4 JANOARY 2026

ISAIA 14-16

Hira 63 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Tsy ho Afa-maina ny Fahavalon’ny Vahoakan’Andriamanitra

(10 min.)

Ho ringana mandrakizay i Babylona, ilay tanàna mirehareha (Is 14:13-15, 22, 23;pip-1 184 § 24; w23.01 1:10)

Hotorotoroin’i Jehovah ao amin’ny taniny ny Asyrianina (Is 14:24, 25; ip-1 189 § 1)

Hataon’i Jehovah afa-baraka i Moaba (Is 16:13, 14; ip-1 194 § 12)

Sary: 1) Manda ngezabe sy vavahady fidirana tao amin’ny tanànan’i Babylona fahiny. 2) Babylona ankehitriny, rava sady tsy misy mponina.

Ankavia: C. Sappa/DeAgostini via Getty Images; ankavanana: Image © Homo Cosmicos/Shutterstock

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Is 14:1, 2​—Ahoana no nahatanteraka an’ilay hoe hataon’ny vahoakan’i Jehovah “babo ireo nitondra azy ho babo”? (w06 1/12 10 § 11)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Teny

(4 min.) fg 9:1 (th 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) ISAN-TRANO. (lmd 2:5)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. (lmd 9:4)

6. Lahateny

(5 min.) ijwbq lahatsoratra 108​—Foto-kevitra: Inona no Atao hoe Faminaniana? (th 14)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 2

7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

8. Fianarana Baiboly

(30 min.) lff Famerenana ny Fizarana 1

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 60 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara