4-10 AOGOSITRA
OHABOLANA 25
Hira 154 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
Jesosy ao amin’ny synagoga any Nazareta. Gaga ny olona maheno ny zavatra tsara lazainy
1. Torolalana Manampy Antsika Hitandrina An’izay Lazaintsika
(10 min.)
Fidio tsara ny fotoana itenenana (Oh 25:11; w15 15/12 19 § 6-7)
Miezaha ho tsara fanahy rehefa miteny (Oh 25:15; w15 15/12 21 § 15-16; jereo ny sary, pejy 1)
Teny mampahery foana lazaina (Oh 25:25; w95 1/4 17 § 8)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Oh 25:27—Inona koa no mety handany ny fotoanantsika? (w22.01 5:3)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
4. Miresadresaha Aloha
(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Miresaha amin’ny olona iray malahelohelo. (lmd 3:3)
5. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) ISAN-TRANO. Miteny aminao ilay olona hoe efa manana ny zavatra inoany izy dia tsy hiala amin’izany mihitsy. (lmd 8:4)
6. Lahateny
(5 min.) w24.11 44:9-12—Foto-kevitra: Tahafo ny Fomba Niaretan’i Jesosy ny Tsy Rariny (th 13)
Hira 123
7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) lff 3:1-5