FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp25.1 1
  • Mampivarahontsana ny Ady

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mampivarahontsana ny Ady
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2025
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • MIARAMILA
  • SIVILY
  • Milamin-tsaina na eo aza ny Ady
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2025
  • Tsy Misy Afa-bela Amin’ny Vokatry ny Ady
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2025
  • Nahoana no Mbola Misy Foana ny Ady?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2025
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2025
wp25.1 1
Sary: 1) Sary rovitra ahitana ny tapany ambony amin’ny tarehin’ny miaramila iray. 2) Sary rovitra ahitana ny tapany ambony amin’ny tarehin’ny vehivavy be taona iray.

Mampivarahontsana ny Ady

Anisan’ny zavatra mafy indrindra amin’ny olona izany hoe miaina ao anatin’ny ady. Miaramila sy sivily maro eran-tany no mahatsapa ny ngidin’izany.

MIARAMILA

“Feno olona maty sy maratra mafy manodidina anao. Tsy hainao mihitsy izay hanjo anao.”​—Gary, Grande-Bretagne.

“Voatifitra ny lamosiko sy ny tarehiko. Be dia be koa ny olona novonoina hitako, anisan’izany ny ankizy sy ny be taona. Mahatonga anao ho mafy fo ny ady.”​—Wilmar, Kolombia.

“Rehefa misy olona voatifitra eo imasonao dia miraikitra ao an-tsainao ilay izy. Tsy afaka ao an-tsainao mihitsy ilay kikiaka sy taraindraina. Tsy ho hadinonao mihitsy iny olona iny.”​—Zafirah, Etazonia.

SIVILY

“Hoatran’ny hoe tsy ho falifaly intsony aho. Natahotra ny ho faty aho, fa ny ain’ny havako sy ny namako anefa no nampanahy ahy kokoa.”​—Oleksandra, Ukraine.

“Mampatahotra ilay hoe milahatra sakafo manomboka amin’ny 2:00 maraina hatramin’ny 11:00 alina, sady tsy hainao hoe mety ho voatifitra tampoka ianao.”​—Daler, Tadjikistan.

“Maty tamin’ny ady i Dada sy Neny dia lasa kamboty aho. Tsy manana an’iza na iza hampionona sy hikarakara ahy intsony aho izao.”​—Marie, Rwanda.

Mangidy tokoa ny vokatry ny ady! Nilamin-tsaina ihany anefa ireo olona ireo. Resy lahatra koa ry zareo hoe kely sisa dia tsy hisy intsony ny ady. Hazavain’ny Baiboly ny fomba hahatanterahan’izany. Izany mihitsy no resahin’ity gazety ity.

    Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Tenin’ny Tanana Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara