FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 37:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia nanao ny fitoeran-jiro+ tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy, ka marotoa no nanefeny azy. Avy tamin’ny vatan’ilay fitoeran-jiro ihany ny tongony sy ny sampany sy ny voninkazony sy ny bokony ary ny felany.+

  • Eksodosy 40:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Avy eo dia napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana tandrifin’ny latabatra ny fitoeran-jiro,+ teo amin’ny lafiny atsimo amin’ny tranolay.

  • 1 Mpanjaka 7:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 sy ny fitoeran-jiro+ volamena tsy misy fangarony,+ dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia, teo anoloan’ny efitra anatiny indrindra, sy ny felan’ny+ fitoeran-jiro sy ny jiro+ sy ny fihazonana lahin-jiro,+ izay samy volamena,

  • Hebreo 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa naorina ny efitra voalohan’ny tranolay,+ ka tao amin’io efitra io no nisy ny fitoeran-jiro+ sy ny latabatra+ ary ny mofo+ aseho. Ary nantsoina hoe “ny Toerana Masina”+ io efitra io.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara