FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 21:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Ary nataon’i Jehovah mandry feizay+ teo anivon’ny fahavalony rehetra nanodidina izy ireo, araka izay nianianany+ tamin’ny razan’izy ireo, ka tsy nisy nahatohitra azy ny fahavalony rehetra, na iray aza.+ Efa natolotr’i Jehovah teo an-tanany avokoa ny fahavalony rehetra.+

  • Josoa 23:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary efa nataon’i Jehovah mandry feizay+ teo anivon’ny fahavalony rehetra nanodidina ny Israely. Andro maro taorian’izay, rehefa antitra sady nandroso taona i Josoa,+

  • Jeremia 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Izao no nolazain’i Jehovah: “Mijanòna eny an-dalana ka mandiniha, ary anontanio hoe aiza ireo lalana fahiny ary aiza ny lalana tsara,+ ka izay no andehano+ ary mahità fahasambarana.”+ Hoy foana anefa ianareo: “Tsy handeha izahay.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara