FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 33:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa hoy izy: “Izaho mihitsy no hiaraka aminao,+ ary hataoko mandry feizay ianao.”+

  • Josoa 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Aoka hotsarovana ny teny nandidian’i Mosesy mpanompon’i Jehovah anareo+ hoe: ‘Hataon’i Jehovah Andriamanitrareo mandry feizay ianareo, sady efa nomeny an’ity tany ity.

  • Josoa 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa nalain’i Josoa ilay tany manontolo, araka izay rehetra nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, araka ny fokony avy.+ Dia nandry feizay ny tany fa tsy nisy ady.+

  • Josoa 22:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary efa nataon’i Jehovah Andriamanitrareo mandry feizay izao ny rahalahinareo, araka izay nampanantenainy azy.+ Koa ankehitriny, miverena any amin’ny tranolainareo, any amin’ny taninareo, izay nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah anareo eny ampitan’ny Reniranon’i Jordana.+

  • Ohabolana 16:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Rehefa sitrak’i Jehovah ny ataon’ny olona,+ na ny fahavalony aza hampihavaniny aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara