FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 36:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 niteny tamin’i Mosesy hoe: “Be lavitra noho izay ilaina amin’ny asa nasain’i Jehovah natao no entin’ny olona.”

  • Ezra 2:68
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 68 Ary rehefa tonga tany amin’ny tranon’i Jehovah+ tany Jerosalema+ ny sasany tamin’ireo lohan’ny+ fianakaviambe,*+ dia nanao fanatitra an-tsitrapo+ ho an’ny tranon’Andriamanitra izy ireo, mba hananganana azy io eo amin’ilay toerany taloha.+

  • 2 Korintianina 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Aoka ny tsirairay samy hanao araka izay fanapahan-keviny tao am-pony, tsy amin’alahelo+ na an-tery, fa ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara