FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 11:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Izaho kosa aloha tsy nanota taminao, fa ianao no manisy ratsy ahy amin’izao ianao miady amiko izao. Aoka i Jehovah Mpitsara+ no hitsara ny zanak’Israely sy ny taranak’i Amona anio.’”

  • 1 Samoela 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha ny amin’i Jehovah, dia hihorohoro izay miady aminy.+

      Ary izy hampirefotra kotroka avy any an-danitra+ mba hamelezana an’ireny.

      I Jehovah mihitsy no hitsara ny tany manontolo,+

      Mba hanomezany hery ny mpanjakany,+

      Sy mba hanandratany ny tandroky ny voahosony.”+

  • Isaia 33:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa i Jehovah no Mpitsara+ antsika, Jehovah no Mpanome lalàna+ antsika, Jehovah no Mpanjakantsika,+ ary izy no hamonjy antsika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara