FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 26:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Ireto avy ny fianakavian’ny Levita: Ny fianakavian’ny Libnita,+ ny fianakavian’ny Hebronita,+ ny fianakavian’ny Malita,+ ny fianakavian’ny Mosita,+ ny fianakavian’ny Korahita.+

      Ary i Kehata+ niteraka an’i Amrama.+

  • 1 Tantara 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary i Saloma zanak’i Kore, zanak’i Ebiasafa,+ zanak’i+ Kora,+ sy ireo rahalahiny anisan’ny fianakaviamben’ny Korahita,+ no niandraikitra ny asa fanompoana. Mpiandry varavarana+ tao amin’ny tranolay izy ireo. Ny razambeny koa dia niandraikitra ny tobin’i Jehovah, ka mpiambina ny fidirana no asany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara