Eksodosy 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary amin’io andro io, dia tena hataoko miavaka ny tany Gosena misy ny oloko ka tsy hisy fihitra any,+ mba hahafantaranao fa izaho Jehovah dia eto amin’ity tany ity.+ Eksodosy 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hataon’i Jehovah miavaka amin’ny biby fiompin’i Ejipta tokoa ny biby fiompin’ny Israely, ka tsy hisy ho faty na iray aza izay rehetra an’ny zanak’Israely.”’”+
22 Ary amin’io andro io, dia tena hataoko miavaka ny tany Gosena misy ny oloko ka tsy hisy fihitra any,+ mba hahafantaranao fa izaho Jehovah dia eto amin’ity tany ity.+
4 Ary hataon’i Jehovah miavaka amin’ny biby fiompin’i Ejipta tokoa ny biby fiompin’ny Israely, ka tsy hisy ho faty na iray aza izay rehetra an’ny zanak’Israely.”’”+