16 Ary be dia be ny ran’olona tsy manan-tsiny nalatsak’i Manase,+ ka nofenoiny ra i Jerosalema. Izany dia ankoatra ny fahotana izay nataony sy nampanotany ny Joda, ka nahatonga ny Joda hanao izay ratsy teo imason’i Jehovah.+
6 ary tsy ampijalinareo ny mpivahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena,+ ary raha tsy mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny ianareo eto amin’ity toerana ity,+ sady tsy manaraka andriamani-kafa ka hahatonga loza aminareo,+