FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Aza miankohoka eo anatrehan’ny andriamani-kafa,+ satria Andriamanitra saro-piaro i Jehovah, ilay antsoina hoe Saro-piaro.+

  • Salamo 79:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Mandra-pahoviana ianao no mbola ho tezitra, Jehovah ô? Ho mandrakizay ve?+

      Mandra-pahoviana no hirehitra toy ny afo ny fahatezeranao?+

  • Ezekiela 23:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary hafana fo hanohitra anao aho,+ hany ka hanafika anao amin-katezerana ireny.+ Koa hesoriny ny oronao sy ny sofinao, fa ny sisa aminao kosa ho lavon-tsabatra. Hoentiny+ ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy,+ ary ho levon’ny afo izay sisa tavela eo aminao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara