FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tandremo sao manolotra fanatitra dorana any amin’izay toeran-kafa hitanao+ ianao.

  • Deoteronomia 12:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Atolory eo amin’ny alitaran’i Jehovah Andriamanitrao ny fanatitra dorana,+ dia ny hena sy ny ra.+ Dia araraho eo anilan’ny alitaran’i Jehovah Andriamanitrao ny ran’ny sorona+ entinao, fa ny henany kosa azonao hanina.

  • Josoa 22:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tatỳ aoriana dia ren’ny+ zanak’Israely hoe: “Ny taranak’i Robena sy ny taranak’i Gada ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, hono, nanorina alitara eo amin’ny sisin’ny tany Kanana, eo amin’ny faritr’i Jordana, etỳ amin’ny ilany andrefana misy ny zanak’Israely.”

  • 1 Mpanjaka 12:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa naka hevitra+ ny mpanjaka, ka nanao zanak’omby volamena roa,+ ary niteny tamin’ny vahoaka hoe: “Mafy loatra aminareo ny miakatra any Jerosalema. Koa io ny Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, ry Israely ô!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara