FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 26:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 “Ireo no hizarana ny tany ho lovany, araka ny lisitry ny anarany.+

  • Josoa 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa izao no nalain’ny zanak’Israely ho lovany tany amin’ny tany Kanana,+ ka i Eleazara mpisorona sy Josoa zanak’i Nona ary ireo lohan’ny fianakaviamben’ireo fokon’ny zanak’Israely, no nampandova azy an’izany.+

  • Josoa 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary ny anjaran’ny fokon’ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy, izay azony tamin’ny antsapaka,+ dia nitatra hatrany amin’ny sisin-tanin’i Edoma+ sy ny tany efitr’i Zina+ ary ny farany atsimon’i Negeba.+

  • Josoa 16:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary ny anjara azon’ny taranak’i Josefa+ tamin’ny antsapaka+ dia nanomboka teo amin’ny Reniranon’i Jordana+ akaikin’i Jeriko, ka nivoaka tany atsinanan’ny ranon’i Jeriko. Namakivaky an’ilay tany efitra izay niakatra avy teo Jeriko izany, ka nankany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Betela,+

  • Josoa 17:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nahazo ny anjarany tamin’ny antsapaka+ ny fokon’i Manase+ lahimatoan’i+ Josefa, eny, nahazo ny anjarany i Makira+ lahimatoan’i Manase sady rain’i Gileada,+ satria izy lehilahy mpiady.+ Dia lasany i Gileada+ sy Basana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara