11Raha vao nandre izany i Jabina mpanjakan’i Hazora, dia naniraka olona ho any amin’i Jobaba mpanjakan’i Madona,+ sy ny mpanjakan’i Simrona sy ny mpanjakan’i Aksafa,+
10 Niverina koa i Josoa tamin’izay fotoana izay+ ka nobaboiny i Hazora,+ ary novonoiny tamin’ny sabatra ny mpanjakany,+ satria i Hazora no nahery indrindra tamin’ireo fanjakana rehetra ireo.