FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Taorian’ny nahafatesan’i+ Josoa, dia nanontany+ an’i Jehovah ny zanak’Israely hoe: “Iza aminay no hiakatra voalohany hiady amin’ny Kananita?”

  • Mpitsara 20:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia niainga izy ireo ka niakatra tany Betela, ary nanontany an’Andriamanitra.+ Koa hoy ny zanak’Israely: “Iza aminay no ho loha laharana rehefa hiakatra hiady amin’ny taranak’i Benjamina?”+ Hoy i Jehovah: “Joda no ho loha laharana.”+

  • 1 Samoela 14:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Koa hoy i Saoly: “Manaova antsapaka+ hahitana izay ho voatana, na izaho na i Jonatana zanako.” Ary i Jonatana no voatana.

  • Nehemia 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nonina tao Jerosalema+ ny andrianan’ny+ vahoaka. Nanao antsapaka+ kosa ny vahoaka mba hakana ny ampahafolon’izy ireo honina ao Jerosalema tanàna masina,+ ary ny sivy ampahafolony honina any amin’ireo tanàna hafa.

  • Ohabolana 16:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+ fa ny fanapahan-kevitra rehetra avy amin’izany kosa dia avy amin’i Jehovah.+

  • Asan’ny Apostoly 1:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia nanaovany antsapaka+ izy roa lahy, ka i Matia no voafidy hanampy isa an’ireo apostoly iraika ambin’ny folo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara